🔗 ⚙️

Andriamanitra from Madagascar by Fanantenana

Tracklist
6.Fanantenana - Andriamanitra1:32
Lyrics

ANDRIAMANITRA
GOD

Andriamanitra indreto ny tananay izay mifandray
God there are relying hands
Ho mariky ny fo mifankatia sy finoana iray
To prove loving hearts in each other and one faith
Tsy mba manana heloka andolom-po toy ny lasa ireny
There are not sins within the heart as before
Fa iray vatsy sy iray aina araky ny teny
But only one bread and one breath according to the word

Mamy tokoa re izany tia rehefa tena tia
Oh, it is so sweet to love if it is true
Fa ny fihavanana ao aminao mampiaradia e
We walk together in relationship

Ouh! Ouh! Zany ka tena fitiavana
Oh ,oh that is true love
Eny e! zany ka tena fitiavana
Eh ,eh that is true love
Mandrakizay ny fitiavany
His love is everlasting, forever
Mandrakizay ny fitiavany
His love is everlasting, forever
Ka ho mandrakizaay ny fihavananay
His unity endures forever
Miara- mizotra indray ny kalisy iray
Drink of one cup together

Tianay e!maminay e!tianay e!ny fiangonana maminay.
We love and adore the church as we love
Ny any aminay mantsy ra Olona
Our place and our people

Credits
from Madagascar, released September 29, 2014
Group name: Fanantenana (Hope)
Songwriters: Ndalana Razafindrasoa, Celestine Razafindranoro
Percussion: Eloi Rakotomamonjy
Percussion: Zily

Choir:
Marie Colette Julienne Raheliarisoa, Marie Claire Ravaonasolo, Emmerentienne, Raketaka, Berthine Razafinitaolo, Samson Lala, Razafimamonjy Perline, Rakotondranaivo Jean De Dieu, Rasambo Honorine Marie Claire, Jacqueline Ramanandraibe, Ravaonasolo Yvonne, Andriatsiferana Lilie, Raharimalala Virginie, Rasoamananjara Delphine, Rasoamiandrisoa Adeline, Razafindravao, Juliette Raheliarisoa, Rakotoarisoa, Suzanne Razanajafy, Marcelline Razafimalala, Rasoazanany Agnès, Rasoarisolo Lucienne, Berthine Razanamalala, Eloi Rakotomamonjy
LicenseAll rights reserved.
Tags
Recommendations